Luke 20:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Jesosy tamin’ireo: Nahoana no lazaina fa Kristy no Zanak’i Davida?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jesoa taminy: Ahoana no iantsoana an’i Kristy hoe zanak’i Davida,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy kosa i Jesoa tamin’ireto mpahay lalàna: –Ahoana no ilazana fa hoe Zanak’i Davida ny Mesia?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jesosy taminy: Ahoana no lazaina fa Kristy no Zanak'i Davida?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Jesosy tamin’ireo: Nahoana no lazaina fa Kristy* no Zanak’i Davida?
malagasy
Ary hoy Jesosy taminy: Ahoana no lazaina fa Kristy no Zanak'i Davida?