Luke 20:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa i Davida ihany no milaza eo amin’ny bokin’ny Salamo hoe: «NY TOMPO nilaza tamin’ny Tompoko hoe: Mipetraha eo ankavanako
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nefa i Davida ihany no milaza ao amin’ny bokin’ny Salamo hoe: Ny Tompo nilaza tamin’ny Tompoko hoe: Mipetraha eo an-tanako ankavanana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tenan’i Davida manko no milaza ao amin’ny bokin’ny Salamo hoe: «Ny Tompo Andriamanitra dia niteny hentitra tamin’ny Mpanjaka Tompoko hoe: Mipetraha amin’ny sezafiandrianana eto ankavanako;
Malagasy Bible 1865
Fa Davida ihany no milaza eo amin'ny bokin'ny Salamo hoe: Jehovah nilaza tamin'ny Tompoko hoe: Mipetraha eo an-tanako ankavanana
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa i Davida ihany no milaza eo amin’ny bokin’ny Salamo hoe: «NY TOMPO nilaza tamin’ny Tompoko hoe: Mipetraha eo ankavanako
malagasy
Fa Davida ihany no milaza eo amin'ny bokin'ny Salamo hoe: Jehovah nilaza tamin'ny Tompoko hoe: Mipetraha eo an-tanako ankavanana