Luke 20:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miantso Azy hoe: Tompo izany i Davida; koa ahoana no maha Zanany Azy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Antsoin’i Davida hoe Tompo Izy, ka ahoana no maha-zanany Azy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Antsoin’i Davida hoe Tompoko ny Mesia araka izany, ka ahoana no maha Zanany Azy?
Malagasy Bible 1865
Davida amin'izany manao Azy hoe Tompo; koa ahoana no maha-Zanany Azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miantso Azy hoe: Tompo izany i Davida; koa ahoana no maha Zanany Azy?
malagasy
Davida amin'izany manao Azy hoe Tompo; koa ahoana no maha-Zanany Azy?