Luke 20:45 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mbola nihaino ny olona rehetra dia hoy Izy tamin’ny mpianany:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola mihaino Azy eo ny vahoaka rehetra dia hoy Izy tamin’ny mpianany:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola mihaino Azy eo ny vahoaka rehetra, dia hoy i Jesoa tamin’ny mpianany:
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jesosy tamin'ny mpianany teo anatrehan'ny olona rehetra:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mbola nihaino ny olona rehetra dia hoy Izy tamin’ny mpianany:
malagasy
Ary hoy Jesosy tamin'ny mpianany teo anatrehan'ny olona rehetra: