Luke 20:47 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary mandany ny tranon’ny mpitondratena sy manao vavaka lavareny mba ho fisehoana ivelany; ireo dia hahazo fanamelohana mafimafy kokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa mifetsy ny fananan’ny mpitondratena amin’ny fivavahana lavareny ataony mba ho fieboana fotsiny, ka hohelohina mafimafy kokoa izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ataony tapitra ny fananan’ny mpitondratena ary vavaka lavareny no mody ataony hisehosehoana: ireny olona ireny dia hohelohina mafimafy kokoa.
Malagasy Bible 1865
ary mandany ny tranon'ny mpitondratena sy manao vavaka lavareny mba ho fiolahana; ireo dia hahazo fahamelohana mafimafy kokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary mandany ny tranon’ny mpitondratena sy manao vavaka lavareny mba ho fisehoana ivelany; ireo dia hahazo fanamelohana mafimafy kokoa.
malagasy
ary mandany ny tranon'ny mpitondratena sy manao vavaka lavareny mba ho fiolahana; ireo dia hahazo fahamelohana mafimafy kokoa.