Luke 20:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha holazaintsika kosa hoe: Avy tamin’ny olona, dia hitora-bato antsika ny vahoaka rehetra satria inoany ho mpaminany i Jaona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha ataontsika hoe, avy amin’ny olona indray, dia hitora-bato antsika ny vahoaka, satria inoany ho mpaminany i Joany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha lazaintsika hoe: «Olombelona no naniraka azy», dia indray hitora-bato hamono antsika ny vahoaka, satria nekeny ho mpaminani n’Andriamanitra i Jôhany.
Malagasy Bible 1865
Fa raha holazaintsika hoe kosa: Avy tamin'ny olona, dia hitora-bato antsika ny vahoaka rehetra, satria inoany ho mpaminany Jaona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha holazaintsika kosa hoe: Avy tamin’ny olona, dia hitora-bato antsika ny vahoaka rehetra satria inoany ho mpaminany i Jaona.
malagasy
Fa raha holazaintsika hoe kosa: Avy tamin'ny olona, dia hitora-bato antsika ny vahoaka rehetra, satria inoany ho mpaminany Jaona.