Luke 20:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namaly ireo fa tsy fantany izay niaviany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa namaly izy ireo, fa tsy fantany izay niaviany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy ny navaliny an’i Jesoa hoe: –Tsy hitanay izay holazaina ny amin’izany!
Malagasy Bible 1865
Dia namaly ireo fa tsy fantany izay nihaviany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namaly ireo fa tsy fantany izay niaviany.
malagasy
Dia namaly ireo fa tsy fantany izay nihaviany.