Luke 20:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Jesosy tamin’izy ireo: Izaho kosa tsy hilaza aminareo izay fahefana anaovako izao zavatra izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jesoa taminy: «Izaho koa tsy hilaza aminareo izay fahefana anaovako izao zavatra izao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa taminy: –Izaho koa mba tsy hilaza aminareo izay fahefana anaovako an’izao zavatra izao.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy nanao taminy hoe: Izaho kosa tsy hilaza aminareo izay fahefana anaovako izao zavatra izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Jesosy tamin’izy ireo: Izaho kosa tsy hilaza aminareo izay fahefana anaovako izao zavatra izao.
malagasy
Ary Jesosy nanao taminy hoe: Izaho kosa tsy hilaza aminareo izay fahefana anaovako izao zavatra izao.