Luke 21:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanopy ny masony Jesosy ka nahita ny mpanankarena nandrotsaka rakitra tao amin’ny fandatsahan-drakitra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanopy ny masony i Jesoa ka nahita ny mpanan-karena nanatitra vola tao amin’ny fandatsahan-drakitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanopy ny masony i Jesoa ka nahita ireo mpanankarena nandrotsa-bola teo amin’ny vata fitoeran-drakitra.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy nanopy ny masony nahita ny mpanankarena mandatsa-drakitra tao amin'ny fandatsahan-drakitra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanopy ny masony Jesosy ka nahita ny mpanankarena nandrotsaka rakitra tao amin’ny fandatsahan-drakitra;
malagasy
Ary Jesosy nanopy ny masony nahita ny mpanankarena mandatsa-drakitra tao amin'ny fandatsahan-drakitra;