Luke 21:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Izy taminy: Hisy firenena hitsangana hamely firenena, hisy fanjakana hitsangana hamely fanjakana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy koa Izy tamin’izy ireo: Hisy firenena hitsangana hiady amin’ny firenena, sy fanjakana hiady amin’ny fanjakana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy koa i Jesoa taminy: –Hisy firenena hitsangana hamely firenena ary koa fanjakana hitsangana hamely fanjakana.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy taminy: Hisy firenena hitsangana hamely firenena, ary hisy fanjakana hitsangana hamely fanjakana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Izy taminy: Hisy firenena hitsangana hamely firenena, hisy fanjakana hitsangana hamely fanjakana.
malagasy
Ary hoy Izy taminy: Hisy firenena hitsangana hamely firenena, ary hisy fanjakana hitsangana hamely fanjakana.