Luke 21:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hisy horohoron-tany lehibe sy mosary ary areti-mandringana any amin’ny tany samihafa, ary hisy zava-mahatahotra sy famantarana lehibe avy any an-danitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hisy horohoron-tany mafy sy areti-mandringana ary mosary amin’ny tany samihafa; eny an-danitra koa, dia hisy fisehoana mahatahotra sy famantarana lehibe.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny toerana samihafa, hisy horohorontany mahery vaika mbamin’ny mosary sy areti-mandringana; ary avy eny amin’ny habakabaka dia hisy zava-mahatahotra sy famantarana lehibe.
Malagasy Bible 1865
Ary hisy horohorontany lehibe ary mosary sy areti-mandringana any amin'ny tany samy hafa, ary hisy zava-mahatahotra sy famantarana lehibe avy any an-danitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hisy horohoron-tany lehibe sy mosary ary areti-mandringana any amin’ny tany samihafa, ary hisy zava-mahatahotra sy famantarana lehibe avy any an-danitra.
malagasy
Ary hisy horohorontany lehibe ary mosary sy areti-mandringana any amin'ny tany samy hafa, ary hisy zava-mahatahotra sy famantarana lehibe avy any an-danitra.