Luke 21:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa Izaho no hanome anareo teny sy fahendrena izay tsy ho azon’ny fahavalonareo rehetra toherina na valìna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa Izaho ihany no hanome vava anareo, sy fahendrena tsy ho azon’ny fahavalonareo toherina na lavina velively.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria Izaho ihany no hampiteny anareo sy hanome fahendrena anareo, ka tsy hahatohitra sady tsy haharesy lahatra anareo izay rehetra miampanga anareo.
Malagasy Bible 1865
fa Izaho no hanome anareo vava sy saina, izay tsy ho azon'ny fahavalonareo rehetra valiana na resena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa Izaho no hanome anareo teny sy fahendrena izay tsy ho azon’ny fahavalonareo rehetra toherina na valìna.
malagasy
fa Izaho no hanome anareo vava sy saina, izay tsy ho azon'ny fahavalonareo rehetra valiana na resena.