Luke 21:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hatolotry ny ray sy ny reny, ny rahalahy sy ny havana aman-tsakaiza koa aza ianareo, koa ny sasany aminareo dia hovonoiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na ny ray aman-dreny sy ny rahalahinareo aza, mbamin’ny havana aman-tsakaizanareo dia hanolotra anareo koa, ka hovonoiny ny maro aminareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanolotra anareo na dia ny ray aman-dreny sy ny mpiray tampo ary ny havana aman-tsakaiza aza, ka hovonoin’olona ny sasany aminareo.
Malagasy Bible 1865
Ary hatolotry ny ray sy ny reny sy ny rahalahy ary ny havana aman-tsakaiza ianareo, koa ny sasany aminareo dia hovonoiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hatolotry ny ray sy ny reny, ny rahalahy sy ny havana aman-tsakaiza koa aza ianareo, koa ny sasany aminareo dia hovonoiny.
malagasy
Ary hatolotry ny ray sy ny reny sy ny rahalahy ary ny havana aman-tsakaiza ianareo, koa ny sasany aminareo dia hovonoiny.