Luke 21:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny faharetanareo no hahatananareo ny ainareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny faharetanareo no hamonjenareo ny tenanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ho amim-paharetana no hahazoanareo famonjena ny ainareo.
Malagasy Bible 1865
Amin'ny faharetanareo no hahatananareo ny ainareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny faharetanareo no hahatananareo ny ainareo.
malagasy
Amin'ny faharetanareo no hahatananareo ny ainareo.