Luke 21:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary nahita mpitondratena mahantra iray koa Izy izay nandrotsaka lepta roa tao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nahita mpitondratena mahantra anankiray nanatitra farantsa kely varahina roa tao koa Izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hitany koa ity vehivavy mpitondratena mahantra nandrotsaka ariary anankiroa.
Malagasy Bible 1865
ary nahita mpitondratena malahelo anankiray koa mandatsaka farantsakely roa teo Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary nahita mpitondratena mahantra iray koa Izy izay nandrotsaka lepta roa tao.
malagasy
ary nahita mpitondratena malahelo anankiray koa mandatsaka farantsakely roa teo Izy.[ Gr. lepta roa, dia farantsakely varahina izany = kodranta iray, tokony ho variroaventy]