Luke 21:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa mahita an’i Jerosalema voahodidin’ny miaramila ianareo dia aoka ho fantatrareo fa efa manakaiky ny fandravana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ary rehefa hitanareo voahodidin’ny miaramila i Jerosalema, dia fantaro amin’izany fa efa antomotra ny fandravana azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Rehefa hitanareo voahodidina miaramila i Jerosalema, dia fantaro fa antomotra ny fandravana azy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mahita an'i Jerosalema voahodidin'ny miaramila ianareo, dia aoka ho fantatrareo fa efa mby akaiky ny fandravana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa mahita an’i Jerosalema voahodidin’ny miaramila ianareo dia aoka ho fantatrareo fa efa manakaiky ny fandravana azy.
malagasy
Ary raha mahita an'i Jerosalema voahodidin'ny miaramila ianareo, dia aoka ho fantatrareo fa efa mby akaiky ny fandravana azy.