Luke 21:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa loza no hanjo ny bevohoka sy ny mitaiza kely amin’izany andro izany! Satria hisy fahoriana lehibe eo amin’ny tany ary fahatezerana amin’ity firenena ity.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Loza no hanjò ny bevohoka sy ny mitaiza kely amin’izany andro izany, fa ho lehibe tokoa ny fahoriana eto an-tany ary ho mafy ny hatezeran’Andriamanitra amin’ity firenena ity:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Loza no hanjo ny bevohòka sy ny mitaiza kely amin’izany andro izany, satria hisy fahoriana lehibe amin’ity tany ity ary hihatra amin’ity vahoaka ity ny fahatezeran’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Fa lozan'ny bevohoka sy ny mitaiza kely amin'izany andro izany! satria hisy fahoriana lehibe eo amin'ny tany ary fahatezerana amin'ity firenena ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa loza no hanjo ny bevohoka sy ny mitaiza kely amin’izany andro izany! Satria hisy fahoriana lehibe eo amin’ny tany ary fahatezerana amin’ity firenena ity.
malagasy
Fa lozan'ny bevohoka sy ny mitaiza kely amin'izany andro izany! satria hisy fahoriana lehibe eo amin'ny tany ary fahatezerana amin'ity firenena ity.