Luke 21:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia ho ringana amin’ny lelan-tsabatra izy ka hoentina ho babon’ny firenena rehetra, ary hohitsahin’ny Jentilisa i Jerosalema mandra-pahatanteraka ny andron’ny Jentilisa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
haringana amin’ny lela sabatra izy, sy ho lasan-ko babo any amin’ny firenena rehetra, ary hohitsakitsahin’ny Jentily i Jerosalema mandra-pahafenon’ny andron’ny Jentily.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mponina haringan’ny lelan-tsabatra na hoentin-ko babo any amin’ny firenena rehetra any, ary i Jerosalema hohitsakitsahin’ny hafa firenena mandrapahafenon’ny andro natao hanjakan’ny hafa firenena.
Malagasy Bible 1865
Dia ho ringana amin'ny lelan-tsabatra izy ka ho entina ho babon'ny firenena rehetra, ary Jerosalema hohitsahin'ny jentilisa mandra-pahatanteraky ny andron'ny jentilisa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia ho ringana amin’ny lelan-tsabatra izy ka hoentina ho babon’ny firenena rehetra, ary hohitsahin’ny Jentilisa* i Jerosalema mandra-pahatanteraka ny andron’ny Jentilisa.
malagasy
Dia ho ringana amin'ny lelan-tsabatra izy ka ho entina ho babon'ny firenena rehetra, ary Jerosalema hohitsahin'ny jentilisa mandra-pahatanteraky ny andron'ny jentilisa.