Luke 21:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa ho reraka ny fon’ny olona noho ny fahatahorany sy ny fiandrasany izay zavatra ho tonga ambonin’ny tany; fa ireo herin’ny lanitra dia hohozongozonina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ho ankona foana ny olona noho ny fahatahorany sy ny fiandrasany izay loza hanjò an’izao tontolo izao, fa hihozongozona ny herin’ny lanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hisy olona ho fatin’ny tahotra sy ny fanahiana izay hanjo ny tany tontolo, satria hihozongozona ny herin’ny habakabaka.
Malagasy Bible 1865
ka ho reraka ny fon 'ny olona noho ny fahatahorany sy ny fiandrasany izay zavatra ho tonga ambonin'ny tany; fa ny herin'ny lanitra dia hohozongozonina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa ho reraka ny fon’ny olona noho ny fahatahorany sy ny fiandrasany izay zavatra ho tonga ambonin’ny tany; fa ireo herin’ny lanitra dia hohozongozonina.
malagasy
ka ho reraka ny fon'ny olona noho ny fahatahorany sy ny fiandrasany izay zavatra ho tonga ambonin'ny tany; fa ny herin'ny lanitra dia hohozongozonina.[ Na: ka hisy ho faty aza]