Luke 21:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany dia hahita ny Zanak’Olona tonga eo amin’ny rahona amin-kery sy voninahitra lehibe izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia ho hita amin’izay ny Zanak’olona avy any ambonin’ny rahona amim-pahefana sy voninahitra lehibe.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay no hahitana ny Zanak’olona tamy voahodidin-drahona sady ombàn-kery sy voninahitra lehibe.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany andro izany dia hahita ny Zanak'olona avy eo amin'ny rahona amin-kery sy voninahitra lehibe izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany dia hahita ny Zanak’Olona* tonga eo amin’ny rahona amin-kery sy voninahitra lehibe izy.
malagasy
Ary amin'izany andro izany dia hahita ny Zanak'olona avy eo amin'ny rahona amin-kery sy voninahitra lehibe izy.