Luke 21:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha vao miandoha izany zavatra izany dia miandrandrà ka asandrato ny lohanareo; fa manakaiky ny fanavotana anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha vao miantomboka izany zavatra izany, dia miandrandrà ka asandrato ny lohanareo, fa efa akaiky ny fanavotana anareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha vao miantomboka anefa izany zavatra izany, dia mitrakà ianareo ary andrandrao ny lohanareo fa efa antomotra ny fanavotana anareo.
Malagasy Bible 1865
Ary raha vao miandoha izany zavatra izany dia miandrandrà, ka asandrato ny lohanareo; fa manakaiky ny fanavotana anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha vao miandoha izany zavatra izany dia miandrandrà ka asandrato ny lohanareo; fa manakaiky ny fanavotana anareo.
malagasy
Ary raha vao miandoha izany zavatra izany dia miandrandrà, ka asandrato ny lohanareo; fa manakaiky ny fanavotana anareo.