Luke 21:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nilaza fanoharana tamin’izy ireo Izy hoe: Jereo ny aviavy sy ny hazo rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary Izy nanao fanoharana taminy hoe: «Jereo ny aviavy sy ny hazo rehetra:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nilaza fanoharana tamin’ny mpihaino Azy i Jesoa nanao hoe: –Jereo ny aviavy sy ny hazo rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary Izy nanao fanoharana taminy hoe: Jereo ny aviavy sy ny hazo rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nilaza fanoharana tamin’izy ireo Izy hoe: Jereo ny aviavy sy ny hazo rehetra.
malagasy
Ary Izy nanao fanoharana taminy hoe: Jereo ny aviavy sy ny hazo rehetra.