Luke 21:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Izy: Lazaiko aminareo marina tokoa fa io mpitondratena mahantra io no nandrotsaka be noho izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nanao hoe: «Lazaiko marina aminareo fa io mpitondratena mahantra io no nandatsaka bebe kokoa noho izy rehetra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy i Jesoa hoe: –Lazaiko marina aminareo fa io mpitondratena io no nandrotsaka be indrindra tamin’izy rehetra.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Izy: Lazaiko aminareo marina tokoa fa io mpitondratena malahelo io no efa nandatsaka be noho izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Izy: Lazaiko aminareo marina tokoa fa io mpitondratena mahantra io no nandrotsaka be noho izy rehetra.
malagasy
Dia hoy Izy: Lazaiko aminareo marina tokoa fa io mpitondratena malahelo io no efa nandatsaka be noho izy rehetra.