Luke 21:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lanitra sy ny tany ho levona, fa ny teniko dia tsy mba ho levona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho levona ny lanitra sy ny tany fa ny teniko tsy mba ho levona.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho levona ny tany amana habakabaka, fa ny teniko tsy mba ho levona.
Malagasy Bible 1865
Ny lanitra sy ny tany ho levona, fa ny teniko tsy mba ho levona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lanitra sy ny tany ho levona, fa ny teniko dia tsy mba ho levona.
malagasy
Ny lanitra sy ny tany ho levona, fa ny teniko tsy mba ho levona.