Luke 21:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hihatra amin’izay rehetra mitoetra etỳ ambonin’ny tany rehetra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ho sahala amin’ny fandrika hahavoa ny olona rehetra mitoetra eto ambonin’ny tany izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria hiantonta tahaka ny fandrika harato amin’ny mponina rehetra manerana ny tany tontolo.
Malagasy Bible 1865
Fa hihatra amin'izay rehetra mitoetra etỳ ambonin'ny tany rehetra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hihatra amin’izay rehetra mitoetra etỳ ambonin’ny tany rehetra izany.
malagasy
Fa hihatra amin'izay rehetra mitoetra etỳ ambonin'ny tany rehetra izany.