Luke 21:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny vahoaka rehetra dia tonga vao maraina teo Aminy, tao amin’ny tempoly, mba hihaino Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary vao maraina koa dia nanatona azy tao an-Tempoly ny vahoaka rehetra mba hihaino Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary vao maraina be, dia nanatona Azy ao an-kianjan’ny tempoly ny vahoaka rehetra mba hihaino Azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny vahoaka rehetra nankeo aminy maraina koa teo an-kianjan'ny tempoly hihaino Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny vahoaka rehetra dia tonga vao maraina teo Aminy, tao amin’ny tempoly, mba hihaino Azy.
malagasy
Ary ny vahoaka rehetra nankeo aminy maraina koa teo an-kianjan'ny tempoly hihaino Azy.