Luke 21:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ireo rehetra ireo dia tamin’ny haben’ny fananany no nandrotsahany tao amin’ny rakitra; fa izy kosa tamin’ny fahantrany no nandrotsahany ny fivelomany rehetra izay nananany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria ireo rehetra ireo dia nanatitra ny ambim-bavany ho an’Andriamanitra, fa io kosa, dia tamin’ny fahantrany indrindra izy no nanatitra ny fivelomana rehetra nananany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria ireo rehetra ireo dia nandrotsaka ny ambim-bavany ho fanatitra; fa ravehivavy io kosa, na fadiranovana toy inona aza, dia ny fivelomany manontolo no narotsany.
Malagasy Bible 1865
Fa ireo rehetra ireo, dia tamin'ny haben'ny fananany no nandatsahany tao amin'ny rakitra; fa izy kosa tamin'ny fahantrany no nandatsahany ny fivelomany rehetra izay nananany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ireo rehetra ireo dia tamin’ny haben’ny fananany no nandrotsahany tao amin’ny rakitra; fa izy kosa tamin’ny fahantrany no nandrotsahany ny fivelomany rehetra izay nananany.
malagasy
Fa ireo rehetra ireo, dia tamin'ny haben'ny fananany no nandatsahany tao amin'ny rakitra; fa izy kosa tamin'ny fahantrany no nandatsahany ny fivelomany rehetra izay nananany.