Luke 21:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy nilaza fa voaravaka vato tsara sy fanatitra ny tempoly; fa hoy Jesosy:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy nilaza ny Tempoly ho voaravaka vato tsara sy fanatitra sarobidy, fa hoy i Jesoa:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy mpianatra niresaka momba ny tempoly, amin’izy voaravaka vato saro-bidy sy fanatitra fanalàm-boady. Ka hoy i Jesoa:
Malagasy Bible 1865
Ary nisy nilaza ny tempoly, fa voaravaka vato tsara sy fanatitra izy; fa hoy Jesosy:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy nilaza fa voaravaka vato tsara sy fanatitra ny tempoly; fa hoy Jesosy:
malagasy
Ary nisy nilaza ny tempoly, fa voaravaka vato tsara sy fanatitra izy; fa hoy Jesosy: