Luke 21:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny amin’ireo zavatra hitanareo ireo dia ho avy ny andro, koa tsy havela hisy vato hifanongoa eto ka tsy horavana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ho avy ny andro handravana ireo zavatra rehetra hitanareo ireo, ka tsy havela hisy vato mifanongoa eo izay tsy horavana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Ho avy ny andro handravana ireo zavatra banjininareo ireo ary tsy havela hisy vato mifanongoa eo ka tsy harodana.
Malagasy Bible 1865
Ny amin'ireo zavatra hitanareo ireo, dia ho avy ny andro, ka tsy havela hisy vato hifanongoa eto ka tsy horavana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny amin’ireo zavatra hitanareo ireo dia ho avy ny andro, koa tsy havela hisy vato hifanongoa eto ka tsy horavana.
malagasy
Ny amin'ireo zavatra hitanareo ireo, dia ho avy ny andro, ka tsy havela hisy vato hifanongoa eto ka tsy horavana.