Luke 21:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanontany Azy izy ireo hoe: Mpampianatra ô, rahoviana no ho avy izany? Ary inona no ho famantarana, rehefa ho tonga izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanontany Azy izy ireo nanao hoe: «Ry Mpampianatra, rahoviana no ho tonga izany, ary inona no famantarana hahalalana fa efa akaiky izany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanontanian’ireo indray i Jesoa hoe: –Mpampianatra ô, oviana no hahatongavan’izany ary inona no hamantarana fa madiva ho avy izany?
Malagasy Bible 1865
Ary izy ireo nanontany Azy hoe: Mpampianatra ô, rahoviana no ho avy izany? ary inona no ho famantarana, rehefa ho tonga izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanontany Azy izy ireo hoe: Mpampianatra ô, rahoviana no ho avy izany? Ary inona no ho famantarana, rehefa ho tonga izany?
malagasy
Ary izy ireo nanontany Azy hoe: Mpampianatra ô, rahoviana no ho avy izany? ary inona no ho famantarana, rehefa ho tonga izany?