Luke 21:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Izy: Mitandrema fandrao ho voafitaka ianareo; fa maro no ho avy amin’ny anarako sady hilaza hoe: Izaho no Izy, ary koa: Efa akaiky ny andro; koa aza manaraka azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Jesoa hoe: «Tandremo sao voafitaka ianareo, fa maro no ho avy hisandoka ny Anarako hanao hoe: Izaho no izy, ary efa akaiky ny andro, ka aza manaraka azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novaliany hoe: –Tandremo sao voafitaka ianareo. Fa maro no ho avy hisandoka ny anarako sady hanao hoe: «Izaho no Mesia », ary «Tonga ny fotoana!» Aza mba manaraka an’ireny.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy: Mitandrema, fandrao ho voafitaka ianareo; fa maro no ho avy amin'ny anarako sady hanao hoe: Izaho no Izy; ary koa: Efa akaiky ny andro; koa aza manaraka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Izy: Mitandrema fandrao ho voafitaka ianareo; fa maro no ho avy amin’ny anarako sady hilaza hoe: Izaho no Izy, ary koa: Efa akaiky ny andro; koa aza manaraka azy.
malagasy
Ary hoy Izy: Mitandrema, fandrao ho voafitaka ianareo; fa maro no ho avy amin'ny anarako sady hanao hoe: Izaho no Izy; ary koa: Efa akaiky ny andro; koa aza manaraka azy.