Luke 21:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha handre ady sy tabataba ianareo, aza matahotra; fa tsy maintsy ho tonga aloha izany, nefa tsy mbola miaraka amin’izay akory ny farany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha mandre ady sy fikomiana ianareo, aza taitra: fa tsy maintsy ho tonga aloha izany, nefa tsy mbola ho tonga miaraka amin’izay akory ny farany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mandre ady sy korontana ianareo, aza taitra; eny, tsy maintsy ho tonga aloha izany, nefa tsy dia miaraka amin’izay akory ny farandro.
Malagasy Bible 1865
Ary raha handre ady sy tabataba ianareo, aza matahotra; fa tsy maintsy ho tonga aloha izany, nefa tsy dia miaraka amin'izay ny farany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha handre ady sy tabataba ianareo, aza matahotra; fa tsy maintsy ho tonga aloha izany, nefa tsy mbola miaraka amin’izay akory ny farany.
malagasy
Ary raha handre ady sy tabataba ianareo, aza matahotra; fa tsy maintsy ho tonga aloha izany, nefa tsy dia miaraka amin'izay ny farany.