Luke 22:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa akaiky ny andro firavoravoana fihinanana ny mofo tsy misy masirasira, dia ilay atao hoe Paska.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa mby akaiky ny fetin’ny Azima atao hoe Paka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa akaiky ny fankalazana ny azima, izay antsoina hoe Paska.
Malagasy Bible 1865
Ary efa mby akaiky ny andro firavoravoana fihinanana ny mofo tsy misy masirasira, dia ilay andro atao hoe Paska.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa akaiky ny andro firavoravoana fihinanana ny mofo tsy misy masirasira, dia ilay atao hoe Paska.
malagasy
Ary efa mby akaiky ny andro firavoravoana fihinanana ny mofo tsy misy masirasira, dia ilay andro atao hoe Paska.