Luke 22:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Izy tamin’izy ireo: Indro, raha miditra ao an-tanàna ianareo dia hisy lehilahy mitondra siny feno rano hifanena aminareo; manaraha azy ao amin’ny trano izay hidirany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy Izy taminy: «Indro, rehefa miditra ao an-tanàna ianareo, dia hifanena amin’ny lehilahy anankiray mitondra siny feno rano, ka manaraha azy any amin’izay trano hidirany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’i Jesoa hoe: –Raha vao tafiditra ny tanàna ianareo, dia hisy lehilahy mitondra siny feno rano hifanena aminareo; ka iny arahina any amin’izay trano hidirany,
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Izy taminy: Indro, raha miditra ao an-tanàna ianareo, dia hisy lehilahy mitondra siny feno rano hifanena aminareo; manaraha azy ao amin'ny trano izay hidirany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Izy tamin’izy ireo: Indro, raha miditra ao an-tanàna ianareo dia hisy lehilahy mitondra siny feno rano hifanena aminareo; manaraha azy ao amin’ny trano izay hidirany.
malagasy
Dia hoy Izy taminy: Indro, raha miditra ao an-tanàna ianareo, dia hisy lehilahy mitondra siny feno rano hifanena aminareo; manaraha azy ao amin'ny trano izay hidirany.