Luke 22:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia lazao amin’ny tompon-trano hoe: Izao no lazain’ny Mpampianatra aminao: Aiza ny efitrano hiarahako mihinana ny Paska amin’ny mpianatro?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia lazao amin’ny tompon-trano hoe: ‹Izao no asain’ny Mpampianatra lazaina aminao: Aiza ny efitrano hihinanako ny Paka miaraka amin’ny mpianatro?›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary lazao amin’ny tompon-trano hoe: «Izao no tenin’ny Mpampianatra aminao: Aiza, hono, izay efitrano hiarahako mihinana ny sakafo Paska amin’ny mpianatro?»
Malagasy Bible 1865
Dia lazao amin'ny tompon-trano hoe: Izao no lazain'ny Mpampianatra aminao: Aiza ny efi-trano hiarahako mihinana ny Paska amin'ny mpianatro?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia lazao amin’ny tompon-trano hoe: Izao no lazain’ny Mpampianatra aminao: Aiza ny efitrano hiarahako mihinana ny Paska amin’ny mpianatro?
malagasy
Dia lazao amin'ny tompon-trano hoe: Izao no lazain'ny Mpampianatra aminao: Aiza ny efi-trano hiarahako mihinana ny Paska amin'ny mpianatro?