Luke 22:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hanoro anareo efitrano malalaka ambony rihana, izay efa misy izay ilaina rehetra izy; any no ataovy ny fanomanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hotoroany efitrano malalaka àry fanaka ianareo, ka ao no amboary izay ilaina.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hotoroany efitrano ambony rihana ianareo, efitrano malalaka sady ary fomba; ka ao ny sakafo no omany.
Malagasy Bible 1865
Ary izy hanoro anareo efi-trano malalaka ambony rihana, izay efa nasiana fipetrahana; any no amboary.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hanoro anareo efitrano malalaka ambony rihana, izay efa misy izay ilaina rehetra izy; any no ataovy ny fanomanana.
malagasy
Ary izy hanoro anareo efi-trano malalaka ambony rihana, izay efa nasiana fipetrahana; any no amboary.