Luke 22:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandeha izy ireo ka nahita araka izay efa nolazainy taminy, ary nanomana ny Paska izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandeha izy ireo ka nahita araka izay nolazainy taminy, ary nanamboatra ny Paka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lasa izy roa lahy ka nahita ny toe-javatra araka ny voalazan’i Jesoa taminy ary dia nanomana ny sakafo Paska.
Malagasy Bible 1865
Dia nandeha izy ka nahita araka izay efa nolazainy taminy; dia namboatra ny Paska izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandeha izy ireo ka nahita araka izay efa nolazainy taminy, ary nanomana ny Paska izy ireo.
malagasy
Dia nandeha izy ka nahita araka izay efa nolazainy taminy; dia namboatra ny Paska izy.