Luke 22:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tonga ny fotoana dia nipetraka hihinana Izy mbamin’ny Apostoly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga ny fotoana, dia nipetraka hihinana Izy sy ny Apôstôly roa ambin’ny folo lahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony tonga ny fotoana, dia nipetraka nihinana i Jesoa mbamin’ny apôstôly.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tonga ny fotoana, dia nipetraka hihinana Izy mbamin'ny Apostoly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tonga ny fotoana dia nipetraka hihinana Izy mbamin’ny Apostoly.
malagasy
Ary nony tonga ny fotoana, dia nipetraka hihinana Izy mbamin'ny Apostoly.