Luke 22:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Izy taminy: Naniry koa Aho raha naniry hiara-mihinana ity Paska ity aminareo, dieny mbola tsy mijaly Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy Izy tamin’izy ireo: «Naniry dia naniry hiara-mihinana ity Paka ity aminareo Aho alohan’ny hijaliako,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Jesoa taminy: –Niriko dia niriko tokoa hiara-mihinana ity sakafo Paska ity aminareo alohan’ny hijaliako.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy taminy: Naniry koa raha naniry Aho hiara-mihinana ity Paska ity aminareo, dieny mbola tsy mijaly Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Izy taminy: Naniry koa Aho raha naniry hiara-mihinana ity Paska* ity aminareo, dieny mbola tsy mijaly Aho.
malagasy
Ary hoy Izy taminy: Naniry koa raha naniry Aho hiara-mihinana ity Paska ity aminareo, dieny mbola tsy mijaly Aho.