Luke 22:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandray kapoaka Izy, dia nisaotra ka hoy Izy: Raiso ity ka zarao aminareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandray kalisy Izy ka nisaotra, ary nanao hoe: «Raiso ity, ka zarao aminareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandray kalisy natolotra Azy i Jesoa; ary nisaorany an’Andriamanitra izany ka nataony hoe: –Raiso ity ka ifampizarao.
Malagasy Bible 1865
Ary nandray kapoaka Izy, dia nisaotra ka nanao hoe: Raiso ity, ka zarao aminareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandray kapoaka Izy, dia nisaotra ka hoy Izy: Raiso ity ka zarao aminareo;
malagasy
Ary nandray kapoaka Izy, dia nisaotra ka nanao hoe: Raiso ity, ka zarao aminareo;