Luke 22:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ireo lehiben’ny mpisorona sy ny mpanoradalàna dia nitady izay hamonoany an’i Jesosy; nefa natahotra ny olona izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny lohandohan’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna dia nikaroka izay hevitra hamonoana an’i Jesoa, fa natahotra ny vahoaka izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nitady izay fomba hamonoana an’i Jesoa ny lohandoha-mpisorona sy ny mpahay lalàna, nefa tsy nahita satria natahotra ny vahoaka ry zareo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna nitady izay hamonoany an'i Jesosy; nefa natahotra ny olona izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ireo lehiben’ny mpisorona sy ny mpanoradalàna dia nitady izay hamonoany an’i Jesosy; nefa natahotra ny olona izy ireo.
malagasy
Ary ny lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna nitady izay hamonoany an'i Jesosy; nefa natahotra ny olona izy.