Luke 22:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa indro ny tanan’izay mamadika Ahy dia eto Amiko eto ambonin’ny latabatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Kanefa indro ny tanan’izay mamadika Ahy efa mby eto amiko ambony latabatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, indro miaraka amiko eto am-pisakafoana ilay hanolotra Ahy.
Malagasy Bible 1865
Fa, indro, ny tànan'izay mamadika Ahy dia eto amiko eto ambonin'ny latabatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa indro ny tanan’izay mamadika Ahy dia eto Amiko eto ambonin’ny latabatra.
malagasy
Fa, indro, ny tànan'izay mamadika Ahy dia eto amiko eto ambonin'ny latabatra.