Luke 22:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nifanontany ny amin’izay iray eo aminy mety hahavita izany izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nifanontany ny mpianatra hoe iza re no dia hahavita izany amin’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nifanontany ireo apôstôly hoe: «Iza re amintsika no dia hahavita izany?»
Malagasy Bible 1865
Ary ireo nifanontany izay anankiray eo aminy hahefa izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nifanontany ny amin’izay iray eo aminy mety hahavita izany izy ireo.
malagasy
Ary ireo nifanontany izay anankiray eo aminy hahefa izany.