Luke 22:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy fifandirana koa teo amin’ny mpianatra ny amin’izay iray amin’izy ireo hatao ho lehibe indrindra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary velona koa ny ady hevitra tamin’izy ireo, momba ny hahalalany izay lehibe indrindra amin’izy ireo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy fifandirana teo amin’ny apôstôly ny amin’izay tokony ho lehibe indrindra amin’izy samy izy.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy koa fifandirana tao aminy ny amin'izay anankiray aminy hatao lehibe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy fifandirana koa teo amin’ny mpianatra ny amin’izay iray amin’izy ireo hatao ho lehibe indrindra.
malagasy
Ary nisy koa fifandirana tao aminy ny amin'izay anankiray aminy hatao lehibe.