Luke 22:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Jesosy taminy: Ny mpanjakan’ny Jentilisa dia mampanompo azy ary izay manapaka azy no atao hoe mpanao soa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hoy i Jesoa taminy: Amin’ny Jentily ny mpanjaka no mizaka azy rehetra, ary izay mandidy azy no atao hoe mpanao soa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa taminy: –Eo amin’ny hafa firenena, ny mpanjaka dia manjakazaka; ary ny mpanampatra fahefana dia antsoina hoe mpanasoa.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jesosy taminy: Ny mpanjakan'ny jentilisa mampanompo azy ary izay manapaka azy no atao hoe mpanao soa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Jesosy taminy: Ny mpanjakan’ny Jentilisa* dia mampanompo azy ary izay manapaka azy no atao hoe mpanao soa.
malagasy
Ary hoy Jesosy taminy: Ny mpanjakan'ny jentilisa mampanompo azy ary izay manapaka azy no atao hoe mpanao soa.