Luke 22:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy mba toy izany ianareo; fa izay lehibe indrindra aminareo dia aoka ho toy ny zandriny indrindra; ary izay manapaka dia aoka ho toy ny mpanompo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa aminareo kosa tsy mba toy izany, fa aoka izay lehibe aminareo no ho toy ny zandry, ary izay mandidy no ho toy ny mpanompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aminareo kosa tsy mba toy izany: izay lehibe kokoa eo aminareo no aoka ho toy ny zandriny, ary izay mpifehy ho toy ny mpanompo.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy mba toy izany ianareo; fa izay lehibe aminareo dia aoka ho toy ny zandry; ary izay manapaka dia aoka ho toy ny mpanompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy mba toy izany ianareo; fa izay lehibe indrindra aminareo dia aoka ho toy ny zandriny indrindra; ary izay manapaka dia aoka ho toy ny mpanompo.
malagasy
Fa tsy mba toy izany ianareo; fa izay lehibe aminareo dia aoka ho toy ny zandry; ary izay manapaka dia aoka ho toy ny mpanompo.