Luke 22:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa iza moa no lehibe, izay mipetraka misakafo va sa izay manompo? Tsy izay mipetraka misakafo va? Fa Izaho dia eo aminareo toy izay manompo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa iza moa no lehibebe kokoa, ny mihinana amin’ny latabatra va sa ny manompo? Moa tsy ny mihinana amin’ny latabatra va? Ary Izaho anefa eto aminareo dia toy ny mpanompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria iza moa no lehibe kokoa: ny mipetraka mihinana sa ny mpanompo mampihinana? Moa ve tsy izay mipetraka mihinana? Izaho anefa eto afovoanareo dia toy ny mpanompo mampihinana.
Malagasy Bible 1865
Fa iza moa no lehibe, izay mipetraka mihinana va, sa izay manompo? Tsy izay mipetraka mihinana va? Fa Izaho dia eo aminareo toy izay manompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa iza moa no lehibe, izay mipetraka misakafo va sa izay manompo? Tsy izay mipetraka misakafo va? Fa Izaho dia eo aminareo toy izay manompo.
malagasy
Fa iza moa no lehibe, izay mipetraka mihinana va, sa izay manompo? Tsy izay mipetraka mihinana va? Fa Izaho dia eo aminareo toy izay manompo.