Luke 22:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ianareo no naharitra nanaraka Ahy tamin’ny fakam-panahy nihatra Tamiko;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianareo moa, naharitra nanaraka Ahy tamin’izay nanjò Ahy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo dia naharitra niaraka tamiko tamin’ny fitsapana nanjo Ahy;
Malagasy Bible 1865
Ary ianareo no naharitra nanaraka Ahy tamin'ny fakam-panahy nihatra tamiko;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ianareo no naharitra nanaraka Ahy tamin’ny fakam-panahy nihatra Tamiko;
malagasy
Ary ianareo no naharitra nanaraka Ahy tamin'ny fakam-panahy nihatra tamiko;