Luke 22:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa Izaho dia manendry anareo, tahaka ny nanendren’ny Raiko ho Ahy ny fanjakana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho kosa hanamboatra fanjakana ho anareo, tahaka ny nanamboaran’ny Raiko fanjakana ho Ahy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho kosa manendry anareo ho mpanjaka tahaka ny nanendren’ny Ray Ahy ho mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
koa Izaho dia manendry fanjakana ho anareo tahaka ny nanendren'ny Raiko ho Ahy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa Izaho dia manendry anareo, tahaka ny nanendren’ny Raiko ho Ahy ny fanjakana,
malagasy
koa Izaho dia manendry fanjakana ho anareo tahaka ny nanendren'ny Raiko ho Ahy,