Luke 22:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa i Satana dia niditra tao anatin’i Jodasy, ilay atao hoe iskariota, iray tamin’ny roa amby folo lahy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nidiran’i Satana kosa i Jodasy, ilay atao hoe IsKariota, anisan’ny roa ambin’ny folo lahy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo nidiran’i Satàna tao am-pon’i Jodasy, ilay atao hoe Iskariôta, anisan’ny 12 lahy.
Malagasy Bible 1865
Fa Satana niditra tao anatin'i Jodasy, ilay atao hoe Iskariota, anankiray tamin'ny roa ambin'ny folo lahy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa i Satana dia niditra tao anatin’i Jodasy, ilay atao hoe iskariota, iray tamin’ny roa amby folo lahy,
malagasy
Fa Satana niditra tao anatin'i Jodasy, ilay atao hoe Iskariota, anankiray tamin'ny roa ambin'ny folo lahy;